|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fataka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tsato-kazo: Eko abosaka amin'ny fataka ny rano velona (Ary dia aidina amin'ny tsato-kazo ny rano avy eny andohorano). [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 fataka
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny frantsay  6Nom donné aux grandes Poaceae à chaumes élevés et très rigides.
7Notamment : Panicum maximum Jacq. ; Panicum subalbidum Kunth et Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf (Poaceae).
8Le jus obtenu en pilonnant les jeunes pousses est instillé dans les blessures comme cicatrisant et pour les protéger de l'infection ; action antibiotique.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10 fataka, 11 katafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12