Entrée farimaola (fary, maola)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana iantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana, toy ny fakam-bolon-jaza na ny fandidiam-poitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Sugar-cane used either in the ceremony of circumcision, or on the first cutting of a child's hair. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2012/11/16