|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanotikotika
Fototeny  2 kotikotika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitambolimbolina, fitangolingolika: Tsy laitrako izany fanotikotiky ny kiboko [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fanotikotika
Fototeny  6 kotikotika
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Fandrovitra (zavatra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12