|
|
|
|

Teny iditra1  fanoratana
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa
5 Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana
6 Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy
7 Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 A writing table or desk. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [1.3]
Ohatra  10  amy ny ilay boky fanoratana ny andevo [2.59#87]
11  Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets. [2.366#184]
12  Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany! [2.356#45]
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17