|
|
|
|

Teny iditra1  fanonganana
Fototeny  2 ongana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 ekskomonikasio [1.10.mg#285]
5 Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 excommunication [1.10.fr#285]
7 l'action de renverser, le motif [1.3]
Ohatra  8  Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io. [2.366]
9  Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [1.320]
Lahatsoratra  10 Randzavola: fanonganana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  11 fanangonana, fanonganana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12