|
|
|
|

Teny iditra1  fanondritana
Fototeny  2 tondritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny tratra ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony [1.1]

Fivaditsoratra  fanondritana, 5 fintana andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12