|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanolotra
Fototeny  2 olotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran'ny zavatra manakaiky zavatra hafa [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fanolotra
Fototeny  6 tolotra
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Fomba entina manolotra: Samy hafa ny fanolotra voninkazo sy ny fanolotra sigara
9 Azo atolotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12