Entrée fanolorana (olotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana [1.1]
Explications en français L'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité [1.3]

Entrée fanolorana (tolotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny
Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana [1.1]
Explications en français L'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif [1.3]
Exemples 
1koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa. [2.59]
2Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285]
Titres Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice)

Mis à jour le 2023/01/20