Entrée fanoloana (solo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
¶ Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [Rajemisa 1985]
Traduction française substitution [SLP 1986]

Entrée fanoloana (oloana)
Partie du discours nom
Définition malgache Izay olona eo anoloana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31