|
|
|
|

Teny iditra1  fanoavana
Fototeny  2 toa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir [1.3#704]
Ohatra  5  Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana. [2.643#]
6  ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena [4.27#]
7  Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony. [2.436#]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :

Fivaditsoratra  10 fanaovana, fanoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12