Entrée fankamamiana (hamy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto
Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana [1.1]
Explications en français La complaisance, l’attachement [1.3]
Exemples 
1Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369]
2ny fitenin' ny olona efa leo, ny sary ataon' ny mpanao sarihitatra, ny tantara fohin' ny mpanao hatsikana dia mampibaribary ny tsy fankamamiana ny mpanao politika. [4.27]

Mis à jour le 2024/01/29