|
|
|
|

Teny iditra1  fanjifana
Fototeny  2 jifa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fandaniana tanteraka [1.13]
5 fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Fanazavàna teny frantsay  6 consommation [1.13]
Ohatra  7  Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Voambolana  8  Toe-karena
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 fañafinja, fanjifana, 11 fifanjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09