|
|
|
|

248 entries=1|fanjakazakana#mg.n=
248 Xcompounds=2|Xexpnyms=2=
248 Xexpnyms=2|fanjakazakannyantokonolona#mg.ex+fanjakazakan' ny antokon' olona|kolontsainaniharannyfanjakazakana#mg.ex+kolontsaina niharan' ny fanjakazakana=
248 fr=1.13.fr`domination=
248 ndx=fr=domination (une)|=
248 root=zakazaka#mg.p+zakazaka+zakazaka+=
248 spellUnder=fanjakazakana+fanjakazakana+=
248 syntax=n=
248 vocabulary=polit=
248 xmpl=1.369#=Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra?`2.503#=Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany.`1.320#=Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana.=
262 gCurrentWordUnderlined=fanjakazakana=
Teny iditra 1  fanjakazakana
Fototeny  2 zakazaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 domination [1.13]
Ohatra  5  Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra? [1.369#]
6  Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany. [2.503#]
7  Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana. [1.320#]
Voambolana  8  Pôlitika
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fanjakazakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19