|
|
|
|

Teny iditra1  fanitsaka
Fototeny  2 hitsaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona
5 Azo hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qui mérite d’être foulé aux pieds, que l'on méprise, la manière de mépriser [1.3#252]
Ohatra  7  ny tsy hisondrotan'ny ambany fa ho fanitsaka mandrakizay! [2.503#]

Fivaditsoratra  8 afantsika, 9 fanatsika, fanitsaka, 10 fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12