Entrée fanisihana (sisika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampidirana, fanosohana, fanampiana
¶ Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy [Rajemisa 1985]

Entrée fanisihana
Partie du discours nom
Explications en malgache fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera [SLP 1986]
Explications en français espacement [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31