Entrée fanirahana (iraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy
Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05