|
|
|
|

Teny iditra1  fanindrika
Fototeny  2 tsindrika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manindrika, manafo trano amin' ny herana
5 Azo tsindrihina na tafoana [1.1]

Fivaditsoratra  fanindrika, 6 finandrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12