|
|
|
|

Teny iditra1  fanilika
Fototeny  2 ilika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba fanosehana hihataka, fomba fampihatahana, fomba famindrana voina, fombafanesorana tsy ho isany
5 Azo ailika, tokony hailika: Tsy fanilika ny zaza sembana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12