|
|
|
|

Teny iditra1  fanihika
Fototeny  2 tsihika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manihika, maka hazandrano amin' ny tandroho
5 Azo tsihifina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 cw qu'on peut prendre avec le panier de pèche, manière de pêcher ainsi [1.3#764]

Fivaditsoratra  7 fahakiñy, fanihika, 8 fihikana, 9 hanifika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12