|
|
|
|

Teny iditra1  fangidihidy
Fototeny  2 hidihidy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahamaimaizana te hohaotraorina:
5 Loza ny fangidihidin' itỳ tanako nokekerim-biby itỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17