|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fangejana |
| Fototeny | 2 geja |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famatorana mafy, fangiazana, famihinana, fanerena, fitanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de serrer, de tenir, de contraindre, la cause
[1.3#196] 6 oppression [1.13] |
| Ohatra |
7 Amin' ireny fangejana be dia be ireny, iza no hiadiana?
[1.369#]
8 Miaraka amin' ny fangejana ny toekarena ny famoretana ny fisainan' ny olona sy ny fanendahana azy amin' ny maha izy azy [2.606#] |
| Kamban-teny rehetra | 9 fangejana ara-pitondrana |
| Teny iditra (2/2) | 10 fangejana |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 frettage
[1.13] |
| Voambolana | 13 Haitao |
| Tovy hevitra | 14 famatorana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|