|
|
|
|

Teny iditra1  fangarofana
Fototeny  2 haroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de fouiller, de sonder, l'instrument [1.3]
Tovy hevitra  6 fangarohana, fiharofana, fiharohana

Fivaditsoratra  fangarofana, 7 rangofafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12