|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fangalabola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola,
4 dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10]
5 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 la chenille d'une espèce de Psyché [1.3]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/3)8  fangalabola
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 karazana manavy (biby) [Betsileo] [1.10]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono

Teny iditra (3/3)12  fangala-bola
Singan-teny  13 fangalatra, 14 vola
Sokajin-teny  15  kambanteny
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  fangalabola, fangala-bola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21