|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanetsiketsehana |
| Fototeny | 2 hetsiketsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory:
5 Mila fanetsiketsehana itỳ fikambanana itỳ fa mitady hatoritory [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|