|
|
|
|

Teny iditra1  fanesika
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manesika, mampiditra sesika
5 Azo asesika, azo atao sesika: Tsy mba fanesika kidoro ny fandrotrarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12