|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  faneranana
Fototeny  2 serana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandalovana eo anoloan' olona [1.1]

Teny iditra (2/2) 5  faneranana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fijerena raha manana ny refy tokony ho izy ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 calibrage [1.13]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how faneranana

Fivaditsoratra  10 fanarenana, faneranana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04