|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanenjanana |
| Fototeny | 2 henjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fisintonana mba ho henjana, faninjirana: Fanenjanana tady. / Fanenjanan-tsandry
5 Fanamparana hery [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L'action de se raidir, de résister ; les nerfs qui servent à raidir le bras et le jarret
[1.3] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanenjanana |
| Teny iditra (2/2) | 8 fanenjanana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 toile tailleur
[1.13] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: zaitra |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanenjanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|