Entrée | 1 fanendrikendrehana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 endrikendrika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana |
Explications en français |
5 [1.3] l'action de calomnier |
Exemples |
6 [2.285] Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra.
7 [2.296] na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |