|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanemerana |
| Fototeny | 2 temitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano
5 Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 famerenana, fanemerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|