Entrée fandroso (roso)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a !

Mis à jour le 2020/07/31