|
|
|
|

Teny iditra1  fandrombotana
Fototeny  2 rombotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandraisana an-keriny, fisintonana zavatra mafy ka rom-bina na silaka ilay izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12