|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1 ; fandroboana
Fototeny  2 robo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famitahana amin' ny teny mamy, fandokadokafana; fitaomana, fitarihana, fandrobohana [1.1]

Teny iditra (2/2) 5 ; fandroboana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka] hoby, fihobiana [1.78]
Tovy hevitra  8 robo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04