|
|
|
|

Teny iditra1  fandritra
Fototeny  2 ritra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana
5 Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12