|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandray |
| Fototeny | 2 ray |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray
5 Azo raisina amin' ny tanana: Tsy fandray ny baolina raha milalao kitra [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fandray |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a species of caterpillar.
[1.2] |
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fandray |
| Fivaditsoratra | 11 afindra, fandray, 12 fiandra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|