|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fandravona |
| Fototeny | 2 ravona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mandravona, mampitovy tantana
5 Azo aravona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser
[1.3#518] |
| Teny iditra (2/3) | 7 fandravoña |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 loko, fandokoana
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 10 fandravona |
| Fototeny | 11 ravona |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety
[Sakalava]
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fandravoña, fandravona, 14 fandrovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|