|
|
|
|

Teny iditra1  fandravaka
Fototeny  2 ravaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandravaka, mampihaingo
5 Azo ravahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qui mérite d’être décoré, paré, manière de décorer [1.3#516]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12