|
|
|
|

Teny iditra1  fandraoka
Fototeny  2 raoka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandraoka, manangona be amin' ny tanana
5 Azo raofina [1.1]

Fivaditsoratra  6 fandaroka, fandraoka, 7 fandroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12