Entrée (1/2) | 1 fandovana (lova) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny [1.1] |
Explications en français |
4 hérédité [1.13] |
Exemples |
5 Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka [2.606#] |
Article |
6 Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 7 fandovana (lo) |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Fanaovana izay hahatonga lo [1.1] |
Mis à jour le 2023/01/20 |