|
|
|
|

Teny iditra1 fandonana
Fototeny  2dona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanapehana, fanapohana: Mafy loatra ny fandonany ny varavarana ka taitra niantsambotra aho. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fandanona, 6 fandonana, 7 fanondana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12