|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandoko
Fototeny  2 loko
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandoko [1.1]
5 zaka simika afaka manome loko [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 colorant, pigment [1.13]

Teny iditra (2/2)7  fandoko
Fototeny  8 loko
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 azo lokoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12