|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandoaka
Fototeny  2 loaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandoaka, mandavaka
5 Azo loahana [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fandoaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8 A charm placed on the horns of a fighting bull that he may gore against his antagonist. Fandoahana [Rel. s.] also used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Charme qu'on fixait aux cornes d'un taureau de combat pour qu'il blesse plus sûrement son adversaire. On dit aussi fandoahana (même racine). [Betsileo, Bara] [1.196]
Voambolana  10  Finoana

Fivaditsoratra  11 dakofana, 12 dokafana, 13 fanadoka, fandoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13