|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fandeha
Radical  2  leha
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
Dia: Adanodano ny fandehanao
Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1]
Explications en français  5  la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Tous les mots composés  8  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)10  fandeha
Partie du discours  11  conjonction [Liste complète]
Explications en anglais  12  yet, but. See nefa. [1.2]
Analogues  13  kandeha, nefa

Mis à jour le 2025/10/08