Entrée fandambolamboana (lambolambo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa
¶ Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra
¶ Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy [Rajemisa 1985]

2009/02/23