|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandambolambo |
| Fototeny | 2 lambolambo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara
5 Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fandambolambo |
| Fototeny | 7 lambolambo |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|