|
|
|
|

Teny iditra1  fandambana
Fototeny  2 lambana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Tanala] [1.78]
5 Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy
6 Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany
7 Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [1.1]

Fivaditsoratra  8 fanan-damba, fandambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12