|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1 ; fanatsika
Fototeny  2 hatsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [1.1]

Teny iditra (2/3) 5 ; fanatsika
Fototeny  6 tsika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [1.1]

Teny iditra (3/3) 9 ; fanatsika
Fototeny  10 tsika
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Azo tsihina [1.1]

Fivaditsoratra  13 afantsika, fanatsika, 14 fanitsaka, 15 fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04