|
|
|
|

Teny iditra 1  fanatsatso
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy
5 Azo tsatsoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut rendre fade, manière de rendre fade [1.3#756]
Ohatra  7  mamo-savy ihany ka mafy la, ka ódy mahery no antenaìna, fanatsatso rano no ianteherana, fande-vonana no iankinana; [2.857#]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fanatsatso

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26