|
|
|
|

Teny iditra1  fanatonena
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ela fiasa kokoa ilay pilina, nefa dia fanatonena indray no tena vokany : ireny olona nitabataba sy nitrifantrifana fihetsika teo ireny, rahefa nihinana azy tokony ho roapolo minitra, dia lasa mandry endrika, milamina fiteny amam-panao; [2.4]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :

Fivaditsoratra  fanatonena, 6 fanetonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10