Entrée fanatakoboka (takoboka)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manatakoboka, manafina ao anaty lamba
Azo afenina ao anaty lamba: Tsy fanatakoboka ny akoho [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/14