|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanasongadinana |
| Fototeny | 2songadina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanendahan-damba olona, fampiboridanana.
5Fanaovana izay hampisongadina, hampiavaka tsara, hampivongady. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fanasangodinana, 7 fanasongadinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|